Sosialy

COUM 67 HA Tetezana kely efa nandratra olona


  • Zoma 04 Janoary 2019

Tetezan-kazo kely iray no ahiana hamono olona mihitsy etsy Coum 67ha mihazo ny lalam-baovao raha tsy misy ny fanamboarana azy.

 

 

 

 Raha araka ny fanazavan’ireo mpampiasa lalana eny an-toerana dia efa am-bolana izao no tsy nisy mpijery ity lalankely ity izay marihina fa manasasaka ny arabe mihitsy ary efa nandratra olona maro. Tafiditra ao anatin’izany ireo zokiolona sy ankizy avy mirava mianatra, indrindra rehefa avy be iny ny orana. Miantso ny fitondram-panjakana mba hijery akaiky ity lalana ity ireo mponina eny an-toerana. Tsiahivina moa fa betsaka ireo mpamùily fiara voafitak’ity tetezan-kazo kely ity raha vantany vao hariva ny andro ka tsy vitsy ireo efa simba fiara teo.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT