- Alakamisy 13 Desambra 2018
Sosialy.Fanangonana ny fakon’Antananarivo Mandeha ny asa ary hohafainganina
Fisaorana no nasetrin’ny minisitry ny rano, ny fidiovana ary ny fanadiovana, Rolland Ravatomanga ny tsikera nisy nahazo azy ny amin’ny fahataran’ny fandraisana andraikitra momba ny fanangonana ny fako eto Antananarivo.
Hamaky ny tohiny
