- Alatsinainy 17 Desambra 2018
Sosialy.Fitantanana ny fako eto an-drenivohitra Tsy maintsy nitady vahaolana hafa ny kaominina
Toe-javatra iray misy manararaotra ho fitaovana politika amin’izao fotoana izao ny fitantanana ny fako eto Antananarivo. Io moa izay voamarika hatrany fa natao hosahanin’ny avy eo anivon’ny sampandraharaha mahaleotena misahana izany eo ambany fiadidian’ny minisiteran’ny rano na ny SAMVA.
Hamaky ny tohiny