• Alakamisy 20 Desambra 2018
Sosialy.Entana lany daty miparitaka Roa isam-bolana ny fitarainana voarain’ny RNDC

Miha mahazo vahana eto amintsika tato anatin’ny enim-bolana farany izao ny fiparitahan’ireo karazan’entana lany daty eny an-tsena izay tena mora tokoa ny vidiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Desambra 2018
Sosialy.Vidim-borona ankatoky ny fety Efa ho 120.000 Ar ny vorontsiloza iray

Andro vitsy sisa no isaina dia hianoka tanteraka ao anatin’ny fankalazana ny fetin’ny Noely isika. Ankoatra ny kilalao hamalifaliana ny ankizy dia tsy afa-misaraka amin’izany ny sakafo matsiro toy ny akoho amam-borona izay marihina fa efa tena midangana tokoa ny vidiny eny an-tsena amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Desambra 2018
Sosialy.Hetra aloa Fa mankaiza marina ?

Madagasikara dia firenena faha-145 mikambana ao amin’ny tambazotra iraisam-pirenena mifanakalo traikefa sy ny mangarahara ho fanatsarana ny fampidiran-ketra nanomboka aogositra 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Desambra 2018
Sosialy.Boriborintany fahenina Nodivoina ny elakela-trano sy ny tatatra

Taorian’ny fandalovan’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra Rtoa Lalao Ravalomanana teny amin’ny Boriborintany fahenina ny zoma lasa teo dia nirotsaka nanadio ny lalana rehetra sy ny lalan-drano

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Desambra 2018
Sosialy.Boriborintany fahenina Nodivoina ny elakela-trano sy ny tatatra

Taorian’ny fandalovan’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra Rtoa Lalao Ravalomanana teny amin’ny Boriborintany fahenina ny zoma lasa teo dia nirotsaka nanadio ny lalana rehetra sy ny lalan-drano

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Desambra 2018
Sosialy.Anosipatrana Nahavita tetezana ny zanak’i Dada

Nanaraka ny tenin’ny filoha Marc Ravalomanana ny Zanak’I Dada Anosipatrana dia ny miasa miaraka ny sabotsy 15 desambra teo.

Hamaky ny tohiny
FTT