Sosialy

Boriborintany faha-6 Nosoloina rarivato ny lalana « béton » simba


  • Alarobia 16 Janoary 2019

Mitohy hatrany ny fanamboaran-dalana ataon’ny ekipa teknika avy ao amin’ny boriborintany fahenina Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA).

 

 Ravan’ny orana ilay lalana natao« béton » natao tao amin’ny fokontany Anosisoa ny alakamisy teo, ka nosoloina « pavé » na lalana rarivato avy hatrany izany. Nisy ny fotodrafitrasa simba nandritra iny rotsak’orana nifanesy tamin’ny faran’ny herinandro teo iny. Nanao ny ainy tsy ho zavatra ireo mpiasan’ny kaominin’Antananarivo Renivohitra (CUA), manatanteraka ny asa nankinina aminy.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT