- Alakamisy 27 Desambra 2018
Sosialy.Hain-trano teny Ambodin’Isotry Nanampy ireo traboina ny CUA
Trano 100 tafo no may kila vokatry ny hain-trano nitranga omaly teny Ambodin’Isotry.
Hamaky ny tohinyTrano 100 tafo no may kila vokatry ny hain-trano nitranga omaly teny Ambodin’Isotry.
Hamaky ny tohinyOlona folo no toran’ny toaka nandritra ny datin’ny 24 sy ny 25 desambra lasa teo nentina nanaraka fitsaboana tetsy amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha.
Hamaky ny tohinyMiisa 60 ireo ankizy marary tsaboina etsy amin’ny hôpitalin’ny zaza etsy Tsaralalana ankehitriny.
Hamaky ny tohinyEfa teny sahy amin’ny fanaovana heloka mihintsy ny tanora Malagasy ankehitriny, efa tsy misy fanajana ny aina intsony sy efa tsy misy fanajana ny soa tohavina ny maha-malagasy ihany koa; satria sahin’ny ity tovovavy vao 19 taona voalaza
Hamaky ny tohinyAnkizy latsaky ny 12 taona niisa 468 manana olana amin'ireo raiamandreny misotro toaka, na mandray zava-mahadomelina, avy avy amin'ny faritra : Ambatobe ambony, Ambatobe Ambany, Ambohikely, Mandrosoa,
Hamaky ny tohinyTahaka ny fanaony isan-taona dia nisitraka fetin’ny Noely tamin’ny alalan’ny fanomezana natolotry ny fianakaviana Eric Kholer tompon’ny toeram-pisakafoana Buffet du Jardin eny Antaninarenina azy ireo ny kilonga sy olon-dehibe sahirana ara-pivelomana nanodidina ny 400 teo ho eo avy amin’ny faritra Antaninarenina, Ambatonakanga,
Hamaky ny tohiny