- Zoma 04 Janoary 2019
Sosialy.Hoavin’ny ankizy sy tanora Malagasy Velom-panahiana ny ray aman-dreny
Tanora 10 hatramin`ny 24 taona ny 32%-n`ny Malagasy ary ao anatin`ny fianarana ny ankamaroany. 31,2% anefa no mahavita fianarana eny amin’ny fanabeazana fototra ary afaka mamaky teny sy manoratra.
Hamaky ny tohiny