• Alarobia 09 Janoary 2019
Sosialy.Tata-drano eto an-drenivohitra Betsaka ireo tsentsina sahady

Betsaka sahady ireo tata-drano tsentsina teto an-drenivohitra taorian’ny ora-nikija teto an-drenivohitra, toy ny etsy Namontana, Anosibe, Anosy, antony miteraka ny fitohanan’ny fiarakodia lavareny eny an-toerana rehefa tena miakatra ny rano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Janoary 2019
Sosialy.Entana sy kojakojan-tokantrano Mitohy hatramin’ny 31 janoary ny fihenam-bidy

Amin'ny taom-baovao toy izao dia maro no te hanavao ny ao an-tokantrano, ary maro koa ireo izay te hanolotra fanomezana mendrika ho an'ireo akaiky azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Janoary 2019
Sosialy.Black Nadia mpihira Tsy nanadino ireo sahirana manodidina azy

Tsy manadino ireo olona sahirana manodidina azy, indrindra fa ireo ankizy madinika tsy manan-tsiny i Kantoniaina Ornella Edith Nadia na i Black Nadia mpihira amin’izao taona vaovao 2019 izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Janoary 2019
Sosialy.Gidragidra tany Antsirabe Nirefodrefotra ny Lakrimozenina…

Niaina tao anaty savorovoro tanteraka ny mponina nanodidina an’i Vatofotsy Antsirabe sy iny lalana mihazo an’Ambano iny nandritra ny roa andro izay.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Janoary 2019
Sosialy.Rano fisotro madio, fanadiovana ary fidiovana Tsy maintsy mila famatsiam-bola avy any ivelany

Hiatrika ny fihaonambe maneran-tany momba ny rano fisotro madio sy fidiovana any Costa Rica amin’ ny volana aprily ho avy izao ny minisiteran’ny rano hitondra ny fandaharan’asa PSEH na tetikasa momba ny fanadiovana,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Janoary 2019
Sosialy.Kaominina Ampitatafika Betsaka ny asa vita, maro ny mbola miandry

Betsaka ny asa vita tao amin’ny kaominina Ampitatafika, distrikan’Antananarivo Atsimondrano tamin’iny taona 2018 nivalona iny.

Hamaky ny tohiny
FTT