• Sabotsy 12 Janoary 2019
Sosialy.Sigara Niaka-bidy nanomboka omaly

Niaka-bidy avokoa ny vidin’ny sigara eny an-tsena nanomboka omaly zoma 11 janoary. Lasa 4.500 Ar ny iray fonosana raha 4.000 Ar teo aloha ary niakatra ho 250 Ar ihany koa ny singany iray.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Sosialy.Fampihenana ny entona karbona Mampiasa angovo avy amin’ny masoandro ny WWF

Nanao dingana be amin’ny fampiasana ny angovo azo havaozina, ka mampiasa izany ao amin’ny birao foibeny ny sampan-draharaha iraisam-pirenena momba ny zava-boahary na ny WWF.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Sosialy.Filoha nasionalin’ny HAFARI Malagasy Nankasitraka ny fihetsik’i Marc Ravalomanana

Naneho ny heviny mikasika ny zava-nisy teto amin’ny firenena ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Janoary 2019
Sosialy.Hasarotam-piaro Nodoran’ny vadiny tamin’ny lasantsy ilay vehivavy

Nisehoana trangan-javatra mampalahelo tany amin’ny kaominina Tsaratanana, distrikan’i Faratsiho ny talata alina lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Janoary 2019
Sosialy.Firaisankinan’ny sendikan’ny mpiasa Mitohy ny tolona

Mbola betsaka ireo vary mangatsiaka navelan’ny fitondrana teo aloha tsy novaliany mikasika ny fanajana sy ny fiarovana ny zon’ny mpiasa eto amintsika, hoy ny firaisankinan’ny sendikan’ny mpiasa eto Madagasikara na ny SSM.

FTT