Sosialy

Fitsaram-bahoaka Nodimbiasan’ny fifamonoana


  • Zoma 25 Janoary 2019

Lojikan’ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny izay iainan’ireo mponina andavanandro, indrindra ety an-drenivohitra ny rarin-tsaina.

 Zavatra kely heverina ho tsy misy dikany dia efa miteraka fifamaliana tsy roa aman-tany izay miofo ho fifampikasihan-tanana ary mahafaty olona mihitsy. Mahatsikaiky nefa mampalahelo ny tranga nisy tamin’ny 11 janoary teo. Resaka hira anaty karaoke no andatsahana ain’olona. Araka ny fanadihadian’ny mpitandro ny filaminana dia fifandrangitana no niantombohany. Miteraka fahasosoran’ny olona matetika ny fahasahiranana. Ny fananam-bola koa anefa mitarika fizahozahoana, indrindra, amin’izao andron’ny seho ivelany izao. Mitady hodimbiasan’io fifamonoana io indray ankehitriny ny fitsaram-bahoaka. Mila mandini-tena !

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT