• Alarobia 16 Janoary 2019
Sosialy.Boriborintany faha-6 Nosoloina rarivato ny lalana « béton » simba

Mitohy hatrany ny fanamboaran-dalana ataon’ny ekipa teknika avy ao amin’ny boriborintany fahenina Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Janoary 2019
Sosialy.APIPA sy ny kaominina Hanadio ireo lakan-drano tsy nisy mpikitika hatramin’izay

Nanatanteraka fivoriana handinihana ireo lamin’asa mahakasika ny fanadiovana goavana ireo lakan-drano eto amin’ny faritra iadidiany ny kaominina Antananarivo Renivohitra, omaly notronin’ireo rantsamangaika maro isan-tsokajiny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Janoary 2019
Sosialy.Sampana mpamonjy voina Miatrika asa maro noho ny rotsak’orana

Maromaro sahady ireo tranga nosahanin’ny sampana mpamonjy voina etsy Tsaralalana tao anatin’ny dimy andro izao, fotoana nirotsahan’ny ranon’orana tsy an-kiato teto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Janoary 2019
Sosialy.Vokatry ny orana Lasa fiveloman’ny olona ny haratsian’ny lalana

Mahatsikaiky ! Lasa fiveloman’ny olona tampoka ny haratsian’ny lalana ho an’ny eto an-drenivohitra. Ho an’ny etsy Andavamamba dia tsy maintsy mampiasa posy ireo mpandeha an-tongotra amin’ny sarany 200-300Ar ny olona iray.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Janoary 2019
Sosialy.« Chenille légionnaire » sy ny valala Niampy ny foto-drafitrasa hiadiana amin’izy ireo

50 000 hektara latsaka ny velaran-tany misy valala amin` izao fotoana izao eto Madagasikara. Hafahana miantoka tanteraka ny fifehezana an` izy ireo dia nahazo "Gîte d'étape" ho an'ny Ivontoerana Famongorana ny Valala eto Madagasikara (IFVM) sy ny fampitaovana ny trano vaovaon'ny laboratoaran'ny fitantanana ny fiarovana ny zava-maniry ny sampan`asa miaro ny voly eny Nanisana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Janoary 2019
Sosialy.Olan-tokantrano Lehilahy 40 taona namono tena teny Tanjombato

Lehilahy iray indray no namono tena nitsoraka teny amin’ny tetezan’i Tanjombato omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT