• Alakamisy 24 Janoary 2019
Sosialy.Ora-mikija tao Mahajanga 250 isa mahery sahady no traboina

Taorian’ny orana nikija nandritra ny telo andro tao Mahajanga dia nisy ny fiakaran’ny ranomasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Janoary 2019
Sosialy.Mitoka-monina Ambilobe Miandry an-dRajoelina ny mponina

Ny tanànan’Ambilobe no nosafidian’i Andry Rajoelina nanaovana fidinana ifotony voalohany ny 8 martsa 2018 rehefa niomana hirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Janoary 2019
Sosialy.Orinasa Ambatovy Manohana ny ady amin’ny kitrotro

Nanolotra fanafody sy kojakoja fampiasa amin’ny fitsaboana (Seringues, cathéters, perfuseurs) tao Toamasina ny orinasa Ambatovy ny 21 janoary 2019 ho fandraisany anjara amin’ny ady atao amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Janoary 2019
Sosialy.Mpivarotra amoron-dalana Nalamina ny teny Antaninarenina sy Petite Vitesse

Anisan’ny tena miteraka ny fitohanan’ny fifamoivoizana sy mandoto tanàna ireo mpivarotra amoron-dalana. Misy fotoana mantsy izy ireny milatsaka anaty arabe mihitsy no mivarotra sady tsy manadio ny toerana nialany ihany koa rehefa hariva ny andro, antony mampisavovona ny fako eny amin’ny arabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Janoary 2019
Sosialy.Fianakavian’ireo namoy ny ainy teny Tsimialonjafy Tsy nanadino azy ireo ny kaominina Antananarivo Renivohitra

Tsy namela irery ireo traboina sy mana-manjo vokatry ny fihotsahan’ny tany teny Tsimialonjafy ny kaominina Antananarivo Renivohitra tarihin’ ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Janoary 2019
Sosialy.Traboina noho ny fihotsahan’ny tany Tsy mamela ho irery azy ireo ny Ben’ny tanàna

Hatramin’ny omaly, dia razana 4 no mbola karohina tamin’ireo 18 nihotsahan’ny tany tesy amin’ny fokontany Tsarafaritra Tsimbazaza sy Tsimialonjafy ny sabotsy hariva teo,

Hamaky ny tohiny
FTT