• Alarobia 23 Janoary 2019
Sosialy.Traboina noho ny fihotsahan’ny tany Tsy mamela ho irery azy ireo ny Ben’ny tanàna

Hatramin’ny omaly, dia razana 4 no mbola karohina tamin’ireo 18 nihotsahan’ny tany tesy amin’ny fokontany Tsarafaritra Tsimbazaza sy Tsimialonjafy ny sabotsy hariva teo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Janoary 2019
Sosialy.Fihotsahan’ny tany eny Tsimialonjafy Efa tamin’ny taon-dasa no nisy fampitandremana

Efa tamin’ny taon-dasa no nampitandremana sy nalana tamin’ny toerany ireo olona nianjeran’ny trano teny Tsimialonjafy, Ambanin’Ampamarinana, raha araka ny fanazavan-dRakotomalala André,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Janoary 2019
Sosialy.3 mianaka tototry ny tany Anio ny fandevenana

Halevina anio talata 22 janoary izy telo mianaka indray maty namoy ny ainy vokatry ny fianjeran’ny hazo sy ny fihotsahan’ny tany tamin’ny sabotsy alina lasa teo teny Tsimialonjafy Ambanin’Ampamarinana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Janoary 2019
Sosialy.Lalao Ravalomanana Nampahery ireo fianakaviana tra-pahoriana

Noho ny voina nahazo ny fianakaviana nihotsahan’ny tany teny Andoharano Tsimbazaza Boriborintany faha-4 ny takarivan’ny sabotsy ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA)

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Janoary 2019
Sosialy.Hopitaly Andranomadio Antsirabe Kamban-telo vao teraka mila fanampiana

Renim-pianakaviana iray no teraka kambana telo mianadahy ny faran’ny herinandro teo tao amin’ny hopitaly Andranomadio Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Janoary 2019
Sosialy.Loza mahatsiravina Olona 9 maty teny Ambanin’Ampamarinana

Olona 9 no namoy ny ainy noho ny fihotsahan’ny vato be sy ny tany teny amin’ny fokontany Tsimialonjafy eny Ambanin’Ampamarinana ny alin’ny sabotsy 19 janoary teo tokony ho tamin`ny 8 ora alina ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT