Sosialy

AMPITATAFIKA ATSIMONDRANO Hanatanterahana ilay tetikasan’ny filoha ihany koa


  • Talata 19 Febroary 2019

Kaominina maro no hosahanin’ilay tetikasan’ny filoham-pirenena hotanterahina eto amintsika. Ankoatra ny eny amin’iny faritr’Ivato iny dia anisan’ny voakasika ihany koa ny eny Ambohidrapeto Itaosy, Ambohitrimanjaka, Ampitatafika …

 

 

 Ho an’ity kaominina farany dia nampahafantatra ny zava-misy tamin’ireo vahoaka ao aminy ny Ben’ny tanàna Rado Ramparaoelina ny herinandro lasa teo. Fampahafantarana izay nomarihiny fa tsy hanomezana tsiny na iza na iza saingy manan-jo hahalala vaovao kosa ny vahoaka. Saika nantsoiny nanatrika izany avokoa ny isan-tokantrano sy ireo fikambanana maro samihafa notronin’ireo tompon’andraikitry ny fokontany sy ireo mpanolotsain’ny kaominina. Tanjon’ity Ben’ny tanàna ity ny hahafahana mihaino ny soso-kevitra avy amin’ny mponina ihany koa. Ho an’ny kaominina Ampitatafika manokana dia fantatra fa tany mirefy 30 ha amin’ny 72 ha no hatao

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT