- Zoma 25 Janoary 2019
Sosialy.Ranon’ny JIRAMA tapaka matetika Vokatry ny fahanteran’ny fotodrafitrasa sy ny fitomboan’ny filàna
Nitondra fanazavana manokana momba ny rano tapaka vatsiany, Rtoa Francesca Tsitohery Andriamampinona, talen’ny serasera eo amin’ny orinasa JIRAMA omaly.
Hamaky ny tohiny