- Talata 29 Janoary 2019
Sosialy.Fikambanana Tsiorintsoa Hohamafisina ny asa sosialy eny Atsimondrano
Tontosa ny sabotsy 26 janoary teo teny amin’ny foiben-toerany teny Iavoloha ny fivoriamben’ny fikambanana Tsiorintsoa Atsimondrano, notarihin’ny filoha mpanorina Nofy Lalaina Haingoharijaona.
Hamaky ny tohiny