Sosialy

Fivarotana sy fanjifana Miala any indray ny “Smart Square”


  • Sabotsy 02 Martsa 2019

Anisan'ireo tranobe fivarotana, manatsara ny sehatra asa misy azy ny « Zoma Center » etsy Analakely.

 

 

 

Tontosa ny fanitarana ny rihana voalohany antsoina hoe « Smart Square », izay natao mifanaraka hatrany amin' ny fenitra iraisam-pirenena nanamboarana azy. 100 eo ho eo ny « stand » hisokatra manomboka amin'ity volana martsa 2019 ity, izay ahitana ny entana sy kojakoja elektronika, trano fisakafoanana sy zavatra maro hafa. Nanazava ny tompon’andraikitra fa mbola misy ny  tranoheva azo hofaina ao amin'ity rihana voalohany ity sy ny hafa ao amin' ny « Zoma Center »  ka eny Soarano ao amin'ny Baolai ny fanampim-panazavana,  hoy ny tompon'andraikitra.  Mirefy « 2 000 m² » isaky ny ambaratongany moa ity toeram-pivarotana ity ary hisy koa ny rihana 3 hafa izay andalam-panamboarana. 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT