Sosialy

FIZASOA Hamondrona ireo zanak’i Soanierana Ivongo eto afovoan-tany


  • Alakamisy 04 Aprily 2019

Fikambanana efa niorina tamin’ny taona 2014 ny FIkambanan’ny ZAnak’i SOAnierana Ivongo (FIZASOA) raha telo taona izao no nijoroany ara-panjakana.

 

 

 

 Antom-pisiany ny hamondrona ireo zanak’i Soanierana Ivongo monina eto Antananarivo hahafahana mampandroso ny faripiainan’izy ireo sy ny distrika niaviany. Amin’ny ankapobeny, misedra olana izy ireo rehefa tojo zavatra tsy ampoizina. Anisan’ireny ny fahafatesana, ny fahaterahana … Manao antso avo amin’ireo terak’i Soanierana  Ivongo ny filohan’ny fikambanana Rasolofomanana Roland hiditra ho mpikambana hahafahana mifampitsinjo. Tsiahivina fa manana fikambanana ihany koa ireo mpianatra avy any Soanierana  Ivongo mandranto fianarana eto Antananarivo tarihin’Atoa Jacquelin. Hetahetan’ireo tanora ireo ny hanamorana ny fitadiavany asa aorian’ny fahavitan’ny fianarana. Miisa 50 ireo mpianatra mpikambana ankehitriny raha 22 tafo kosa ireo olon-dehibe.

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT