Sosialy

THB Champions League D 1 Malagasy Voatazon’ny As Jet Mada ady sahala ny Fosa Juniors


  • Alatsinainy 15 Aprily 2019

Voatazon’ny As Jet Mada Analamanga ady sahala 2 – 2 ny ekipan’ny Fosa Juniors Boeny tamin’ny sabotsy 13 aprily teo tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina.

 

Lalao izay tafiditra amin’ny fiadiana ny Thb Champions League sokajy D1 Malagasy 2019 eo amin’ny taranja baolina kitra, dingana faha-2 andro faha-2. Ireo vokatra hafa tamin’ny sabotsy 13 sy omaly alahady 14 aprily 2019 : Zanak’ala M/Ambony  1 - 1 Ajesaia Bongolava ;  3Fb Toliara A/Andrefana  1 -  2 As Adema A/Manga  ;  CNaPS Sport Itasy  5  -  1 Fc Ilakaka Ihorombe.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT