Sosialy

Mpivarokena eto Antananarivo Tsy manana fahazoan-dalana ny ankamaroany


  • Alakamisy 11 Aprily 2019

Raha eo amin’ny firaisana voalohany fotsiny dia ny 90%-n’ny mpivarokena no tsy manana fahazoan-dalana mivarotra avy amin’ireo dokotera mpitsabo biby.

 

 

 Tsy ananan’izy ireo ny fepetra takiana aminy  tahaka ny fanarahana ny fenitra ara-pahasalamana amin’ny trano ivarotana na koa ny fahadiovana. Izany indrindra no anton’ny fifanakalozan-kevitra niarahan’ny mpivarokena manodidina an’i 67ha sy Ankazomanga ary Antohomadinika miaraka tamin’ny minisiteran’ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono. Tanjona ny hanamorana ny fanomezana fahazoan-dalana tahaka ny “agrement sanitaire veterinaire” izay havaozina indray mandeha isan-taona. Nisy mihitsy moa ny tatitra nataon’ireo mpitsabo mpitsirika hena omaly alarobia 10 aprily ka nilazan’izy ireo fa tokony handalo fitsirihana in-droa avokoa ny hena rehetra izay vao azo amidy eny an-tsena.

Tsirinasolo

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT