Sosialy

Tantsaha ao Manjakandriana Mitaraina amin’ny fahateren’ny tany


  • Talata 21 Mey 2019

Tery ny tany kanefa ny mponina mitombo, hoy ny mponina iray avy ao Manjakandriana, raha nitantara ny zava-misy iainan’izy ireo any an-toerana ankehitriny.

 Fianakaviana iray mamokatra ovy 1 taonina, ohatra, dia izay no zaraina amin’ny olona 10. Mazoto mamboly ny mponina any an-toerana saingy noho io toe-draharaha misy vokatry ny fitombon’ny mponina io dia zary lasa mamboly izay hohaniny sisa ireo mponina fa tsy misy hovarotany intsony, hoy ity mponina any an-toerana ity. “Aiza ho aiza ny mikasika ilay resaka fijerena ny fananan-tany nampanantenain’ny filoham-pirenena hoe hisitrahan’ny Malagasy?”, hoy izy

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT