- Alakamisy 09 Mey 2019
Sosialy.Filahiana nisy nanapaka Tsy misy atahorana ny ain’ilay tovolahy tompony
Taorian’ny fitsaboana vonjimaika natao tamin’ilay tovolahy iray 30 taona, mbola mpitovo, voatapaka filahiana tao Miadamanjaka Ampitatafika ny alatsinainy maraina teo dia efa manaraka fitsaboana ao amin’ny hopitaliben’i Miarinarivo izy
Hamaky ny tohiny