• Talata 07 Mey 2019
Sosialy.Boriborintany voalohany Mijaly amin’ny lalankely ny mponina…

Mijaly amin’ny lalankely ny ankamaroan’ireo mponina ao anatin’ny Boriborintany voalohany, indrindra fa ireo faritra iva.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Sosialy.« Somambisamby 2019 »n-dry Mahaleo Hipoka tanteraka ny Lapan’ny Kolontsaina

Nalai-nisaraka tamin’ny tarika Mahaleo toy ny mahazatra ny mpankafy azy tetsy amin’ny seho Somambisamby 2019 notontosain’ny Gasy Event tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina omaly alahady 05 mey 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Sosialy.ANKIZY VAVY 11 TAONA BEVOHOKA Tsy nanano sarotra ny fiterahany

Zazavavy 11 taona mahery bevohoka, mbola nanohy nilalao niaraka tamin’ireo ankizy namany izy tamin’izany,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Mey 2019
Sosialy.ONG AFFAMI Boriborintany faha-6 Nanofana maimaimpoana ny mpiompy

Saika misehatra amin’ny fambolena sy fiompiana avokoa ny mponina eny amin’ny boriborintany faha-6. Mbola olana anefa ary tsy mahatsara sy tsy mampivoatra ny vokatra ny fampiasana ny fomba nentim-paharazana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Mey 2019
Sosialy.« Salon du bien-être » eny Mahamasina Isarihana ireo te hahay hikolo vatana

Tanterahina nanomboka omaly etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina haharitra efatra andro ilay hetsika « Salon du bien-être et de developpement personnel » karakarain’ny A&M Group.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Mey 2019
Sosialy.Mpidoroka zava-mahadomelina 12 taona no zandriny indrindra

Karazan-javatra iray zary fialambolin’ny ankizy sy ny tanora eto amintsika mihitsy ankehitriny ny fandraisana sy fidorohana zava-mahadomelina.

Hamaky ny tohiny
FTT