• Alatsinainy 13 Mey 2019
Sosialy.Sehatra fambolena manerantany Niakatra 12% ny fifanakalozana ara-barotra

Ny sehatra fambolena dia sehatra tsy dia ahitana fifanakalozana firy eo amin’ny samy firenena matanjaka. Maro ny antony mahatonga izany tahaka ny halafon’ny saram-pitaterana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2019
Sosialy.KAOMININA AMPITATAFIKA Lalankely 4, 5 km no hasiam-panamboarana

Anisan’ny kaominina mahazo tombony hatrany amin’ireo karazana tetikasa vatsian’ny mpamatsy vola, vola eto amintsika amin’ny ankapobeny ny kaominina Ampitatafika, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2019
Sosialy.Tsarafaritra Tsimbazaza Ady gasy no hamakiana ilay vatobe

Tandindonin-doza ny mponina manodidina ireo vatobe ahiana hihotsaka eny Tsimbazaza, hoy ny sekretera mpanatanteraky ny biraom-pirenena misahana ny loza voajanahary eto amintsika na BNGRC,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2019
Sosialy.Karama farany ambany 200 000 Ar Mihatra amin’ny faran’ny volana mey ho an’ny orinasa maro

Samy manana ny fomba fiasany ny ankamaroan’ireo orinasa tsy miankina eto amintsika taorian’ilay fanapahan-kevitra noraisin’ny fitondram-panjakana sy ny sendikan’ny mpiasa ary ny vondron’orinasa

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2019
Sosialy.Paty sy vovo-tsavony avy any ivelany Manomboka mihena ireo vokatra tonga eto Madagasikara

Taorian’ny fanapahan-kevitra noraisin’ny minisiteran’ny varotra sy ny ANMCC (Autorité Nationale Chargée des Mesures Corectives Commerciales) ny amin’ny fampiakarana ny hetra alaina amin’ireo entana avy any ivelany toy ny bodofotsy ho 41 %,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2019
Sosialy.Fikambanana FIMIAM Nomen’Ambatovy hazo efa niasa havadika ho fanaka

Nanao pao-droa Ambatovy tamin’ny nanomezany maimaimpoana ireo hazo efa niasa (toy ny vata efa niasa, palettes…) avy ao amin’ny Toeram-pitrandrahany ao Moramanga ho an’ny fivondronan’ny fikambanana

Hamaky ny tohiny
FTT