- Zoma 17 Mey 2019
Sosialy.Fiompiana akoho manara-penitra Hampianarina maimaimpoana etsy Mahamasina
Betsaka ireo olona miezaka mitady lalam-bola hafa ankehitriny mba hanatsarana ny fidiram-bola ao an-tokantranony.
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo olona miezaka mitady lalam-bola hafa ankehitriny mba hanatsarana ny fidiram-bola ao an-tokantranony.
Hamaky ny tohinyNampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy omaly alarobia 15 mey 2019 teny amin’ny foiben’ny CNaPS Ampefiloha ny fanokafana ny fanentanana lehibe hivoizana ny « Asa mendrika ho an’ny rehetra sy fanatsarana ny tontolon’ny fandraharahana eto Madagasikara ».
Hamaky ny tohinyNidina ifotony nijery ny asa fanamboarana ny lalana amin’ny rocade Avaratra atsinanana-atsinanana, omaly ireo mpamatsy vola toy ny AFD, ny vondrona Eoropeanina … taorian’ny 12 volana nanatanterahana ny asa.
Hamaky ny tohinyFotoana nanan-danja ho an’ireo sekoly lasalianina miisa 12 tantanan-dry frera manerana ny Nosy ny datin’ny omaly alarobia 15 mey.
Hamaky ny tohinyDidian’ny lalàna ny mpampiasa hanoratra CNaPS ny mpiasa noraisiny hiasa ara-dalàna.
Hamaky ny tohinyTsy mitombo mihitsy ireo mpanome ra eto amintsika, raha araka ny fanazavan’Atoa Nomena, tompon’andraikitra misahana ireny fakàna ra etsy sy eroa ireny eo anivon’ny « Centre National de transfusion sanguine »
Hamaky ny tohiny