- Alakamisy 02 Mey 2019
Sosialy.Fahavitan-tena ara-tsakafo sy fanabeazana Vonona hanampy an’i Madagasikara i Inde
Fototra iaingan’ny fampandrosoana ny firenena ny fahavitan-tena ara-tsakafo sy ny fanabeazana ary vonona ny hizara ny traikefany sy hanampy an’i Madagasikara amin’ireo sehatra roa ireo i Inde,
Hamaky ny tohiny
