Sosialy

Volan`ny mpanjifa OTIV Boeny Andrasana hivoaka amin`ity herinandro ity


  • Talata 11 Jona 2019

Tokony hivoaka amin`ity herinandro ity farafahatarany ny tetiandro fandoavam-bolan`ny mpanjifa OTIV raha toa ka ny zoma lasa teo no fe-potoana handrafetana izany.

 

Volan`ireo mpanjifa, izay efa telo taona lasa, tsy voaloa ho an`ny OTIV Boeny manokana. Tsy tokony hisy intsony ny fampiandrasana lava ny mpanjifa amin`ny fandoavana ny vola tahiriny izay napetraka tao amin`ny OTIV. Raha tsiahivina, efa nisy foana ny antso avo amin`ny tompon`andraikitra mba hanara-maso akaiky ny OTIV isaky ny distrika mikasika ny fitantanam-bola ataony amin`ireny toerana ireny satria maro ny fimenomenonana heno momba izany avy amin`ny mpametraka na mpindram-bola ao aminy.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT