• Alarobia 29 Mey 2019
Sosialy.Toamasina Vazahalahy matin’ny fanafody mampihenjana filahiana

Vazahalahy iray manodidina ny 77 taona no hita faty, tao amina hotely iray ao Morafeno Toamasina ny sabotsy 25 mey lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Sosialy.Trano 160 horavana eny Antohomadinika atsimo Tsy azo ekena, hoy ny mponina

Trano 160 tafo misy olona an’arivony no misy mikasa handrodana ao amin’ny fokontany Antohomadinika atsimo, kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Sosialy.Lea Ratna, vehivavy Malagasy Voaroaka ao Maorisy taorian’ny nahafatesam-badiny

Taorian'ny nahafaty ny vadin’i Léa Ratna, renim-pianakaviana Malagasy niteraka roa ( 12 sy 9 taona) ary efa 20 taona nipetrahana tao Maorisy dia nahazo taratasy tsy hahafahany mipetraka any an-toerana intsony ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Mey 2019
Sosialy.Kaominina Alasora Amboarina ny toho-dranon’Andrangirika

Ela ny ela fa hasiam-panamboarana ny toho-dranon’Andrangirika ao anatin’ny kaominina Alasora.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Mey 2019
Sosialy.Rano fisotro madio Mampijaly ny Malagasy

Vitsy ny Malagasy no misitraka ny rano fisotro madio ary tena hita taratra izany ireo faritra . anton’ny nisian’ny fampahafantarana ny drafitra nasionaly

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Mey 2019
Sosialy.Assanati Famo Gidraka Zava-dehibe ny fandalinana ny finoana

Mbola ao anatin` ny iray volany Ramadan, na ny fifehezantena sy fifadian-kanina, ny mpino silamo amin' izao fotoana izao, Niavaka ny hetsika nataon` ny Fikambanana Assanati Famo Gidraka tamin'ity taona ity, hoy ny filohan` ny fikambanana,

Hamaky ny tohiny
FTT