• Talata 28 Mey 2019
Sosialy.La Grande braderie de Madagascar Vehivavy roa tratra nangalatra

Nifarana ny Alahady 26 Mey lasa teo ilay hetsika la grande braderie de Madagascar notanterahina tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina, nokarakarain’ny Madavision.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Mey 2019
Sosialy.Saram-pitsaboana sy fanafody lafo Maty izay marary tsy manam-bola

Mbola olana goavana eto amintsika amin’izao ny resaka fitsaboan-tena, indrindra fa ho an’ny vahoaka madinika. Saika mamoy ny ainy avokoa mantsy ny ankamaroan’ireo tsy manana fahafahana ny hodidianana any am-pitandranomasina na hividy fanafody raha tsy manao tolo-tanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Mey 2019
Sosialy.Rano fisotro madio Distrika 16 no hisitraka famatsiana

Nampitomboina 56 miliara ariary ny tetibola famatsiana rano fisotro madio ary olona 1,5 tapitrisa no hisitraka izany nmialoha ny faran`ny taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2019
Sosialy.Tany lasan` ny vahiny Mila fitsarana mangarahara

Sehatra iray ahitana olana ara-pitsarana indrindra ny resaka fananan-tany eto Madagasikara. Fanamafisana ny ezaka fiarovana izay ny fizarana taratasy fananan-tany mihoatra ny 200.000 manerana ny nosy amin`ity taona ity, hoy ny praiminisitra Ntsay Christian.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2019
Sosialy.Hetsika Le zoma de Tana Tsy nahaloa hofan-toerana efa herintaona mahery

Nitondra fanazavana mikasika ny fampiatoan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra na CUA ny fampiasan’ny Le Zoma de Tana ny Parvis Analakely, ny talen’ny seraseran’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, Tiana Harilaza Raharivelo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2019
Sosialy.Fiompiana kisoa sy omby Olona 300 nahazo fiofanana teny Alasora

Nitady vahaolana hahafahan’ny isan-tokantrano manatsara ny fidiram-bolany ny kaominina Alasora, izay ahitana fokontany 20 isa.

Hamaky ny tohiny
FTT