• Zoma 31 Mey 2019
Sosialy.Vahoaka Malagasy Lasa malaina mamokatra

Efa kolontsaina niha nahazo vahana, indrindra ny taona 2009 ity fanontaniana isaky ny misy andro tsy fiasana hoe “angaha tsy pont ?” ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2019
Sosialy.CNaPS- SASS Brickaville Tombotsoa ho an’ny mpiasa ny fiahiana ara-tsosialy

Tsy diso anjara tamin’ny fanentanana momba ny fiahiana ara-tsosialy ataon’ny CNaPS na ny Tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tsosialy ny tao Brickaville.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2019
Sosialy.Andro mangatsiaka sy ny fahasalamana Tokony hihinana voankazo sy legioma betsaka

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny ririnina isika eto Madagasikara ankehitriny. Betsaka ireo karazan’aretina aterany toy ny aretin’ny taovam-pisefoana ( kohoka, sery, tenda, orona…)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2019
Sosialy.Fandraisana paraky sy sigara Hisy torohevitra maimaimpoana homena ireo miankin-doha

Mahatratra 6 tapitrisa isan-taona ireo olona maty vokatry ny fifohana sigara sy ny fihinanana paraky maneran-tany. Raha misy olona iray matin’ny SIDA amina toerana iray dia mahatratra telo kosa ireo matin’ny sigara sy paraky.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2019
Sosialy.Andranobevava - Nanisana Raikitra ny fanadiovana faobe

Mitohy hatrany ny asa fanadiovana tanterahin’ny boriborintany fahadimy, Kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2019
Sosialy.Hain-trano Vehivavy roa maty teny Ankadivato

Nisy firehetana trano lehibe teny Ankadivato ny alarobia teo, ary tena goavana ny fahavoazana na tonga namono ny afo aza ny mpamonjy voina.

Hamaky ny tohiny
FTT