Sosialy

Fanomezan-dra Mihena hatrany ireo mazoto manao azy


  • Talata 18 Jona 2019

Mbola tena ambany ny tahan’ireo olona mazoto manome ra maimaimpoana eto amintsika.

 

 

Raha araka ny tatitry ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka tamin’ny taona 2018 mantsy dia ny 15 %-n’ireo olona tena mpanome ihany no manome. Anisan’ny antony nanosika ireo mpiasan’ny orinasa Star hilatsaka an-tsitrapo hanome ny rany maimaimpoana izany, tsy sandaina vola. Miisa 52 mianadahy avy amin’ny toerana misy ny orinasa Star efatra izy ireo no nanao ny hetsika tao amin’ny toeram-piasany ny 13 sy ny 14 jona lasa teo niaraka tamin’ny CNTS na ny « Centre Nationale de transfusion sanguine ». Tsiahivina fa in-droa isan-taona no manome ra maimaimpoana tahaka izao ireo mpiasan’ny orinasa Star eto amintsika ho fanampiana ireo mpiara-belona aminy.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT