- Talata 04 Jona 2019
Sosialy.Kaominina Tsiafajavona Nahazo dabilio ny EPP ao Ankofafa
Na dia 23 km miala ny renivohitr’Ambatolampy aza no misy ny kaominina Tsiafajavona dia tsy nanadino ireo mponina sy ireo kilonga madinika manovo fahalalana ao an-toerana ny orinasa Star amin’ny alalan’ilay tetikasa fiahiana ny maha olona.
Hamaky ny tohiny