Sosialy

Mpiasa Malagasy Tsy ampy fahaiza-manao


  • Alatsinainy 19 Aogositra 2019

Lesoka hatrany ny tsy fahampian’ny fampiofanana arak’asa eto Madagasikara izay miteraka tsy fahaiza-manao amin’ny mpiasa Malagasy.

 

 

Mbola ilana ezaka ny famolavolana ny Malagasy hahazoana vokatra tsara arak’olona (capital humain). Rehefa miroborobo mantsy izany dia ho mora ho azy ny fanatsarana ny fahaiza-manaon’ny orinasa ary afaka mifaninana tsara na eto an-toerana na any ivelany. Tsara ny namoronana ny Tahiry Malagasy ho amin’ny Fanofanana arak’asa ((FMFP) saingy tsy ampy mihitsy izany. Sehatra 5 ihany no sahanin’io tahiry io dia ny fizahantany, ny asa vaventy, ny fampiroboroboana ny tontolo ambanivohitra, ny teknojia vaovao ary ny sehatra lamba. Na amin’ireo sehatra iandraketana ireo aza dia mbola maro be ny lesoka izay tokony harenina satria hita miharihary ny tsy fahampian’ny fanofanana arak’asa miteraka tsy fahaiza-manao.

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT