Sosialy

Firaisana fahefatra Vazaha nanao tsinontsinona mpiasa


  • Alarobia 21 Aogositra 2019

Misy ny filaharana rehefa manao taratasy eny anivon’ny firaisana ary misy ny fandaminana amin’izany.

 

 

 

 

Tsy izay anefa no niseho tetsy amin’ny firaisana fahefatra fa avy hatrany dia nisosososo niditra ny birao fanaovana “legalisation” ilay vazaha sy ny ramatoa iray niaraka taminy, nefa maro ireo olona no nilahatra teo. Tezitra tamin’ny fihetsika nataon’ity teratany vahiny ireo mpiasafa nanevateva azy ireo. Ilainy any amin’ny ministera maika hono io taratasiny io. Nilaza am-pahatsorana kosa ireo mpiasa, fa manaraka ny fandaminana. Araka ny fanazavana voaray, efa ny maraina no nilahatra tao amin’ny birao ilay teratany vahiny, saingy, rehefa tonga kosa ny ora fanaterana ny vola azo amin’ny “legalisation” dia nivoaka nanatitra izany ny mpiasa tao, saingy, rehefa niverina ny folakandro izy dia izao nanao teny tsy voahevitra izao tamin’ny mpiasa. Na iza na iza, dia eo ambany lalàna ary tsy maintsy manaraka ny fandaminana, fa tsy rehefa vazaha akory dia “priorité”, hoy ny fanazavan’ny delege tao.

 

Sitraka r.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT