• Alakamisy 08 Aogositra 2019
Sosialy.Fananganana pylone ao Bemasaondro Itaosy Naaton’ny Ben’ny tanàna aloha

Tapitra omaly ny herinandro, fe-potoana nomen-dRakotomandimby Jean, Ben’ny tanànan’ny kaominina ambanivohitra Bemasoandro Itaosy mikasika ny fanapahan-keviny momba ilay fananganana pylone

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aogositra 2019
Sosialy.Mama françoise mpitaiza kamboty eny Ankadilalana Nindaosin’ny fahafatesana, namela kamboty marobe

Nindaosin’ny fahafatesana koa i Mama Françoise ilay renim-pianakaviana be fitiavana mpanao asa soa mitsinjo ireo mahantra sy kamboty eny Ankadilalana sy Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aogositra 2019
Sosialy.Farafangana Nifampitadiavana ny solika fandrehitra

Sahirana tanteraka tamin’ny fitadiavana solika fandrehitra na ny « pétrole » ny mponina tao amin’ny distrikan’i Farafangana, faritra Atsimo Atsinanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aogositra 2019
Sosialy.Minisiteran’ny fahasalamana Miantso ny olona tsy hanjifa fanafody eny anelakela-trano intsony

Anisan’ny toerana malaza fividianana fanafody tsy ara-dalàna ny eny Ambohipo. Betsaka ireo efa voafitaka tamin’izany raha araka ny fanadihadiana natao satria tratry ny fanafody efa lany daty nefa mbola tsy mety fay fa mbola mividy eny an-toerana ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Aogositra 2019
Sosialy.Orinasa afaka haba Efa mihatra ilay karama farany ambany

Nihatra nanomboka tamin’ny faran’ny volana jona lasa teo avokoa ilay karama farany ambany 200.000 Ar ho an’ny ankamaroan’ireo mpiasa eny anivon’ny orinasa afaka haba eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Aogositra 2019
Sosialy.Fakana ombin’olona tao Morombe Nisy fanararaotam-pahefana…

Nitafa mivantana tamin’ny mpanao gazety teny Andraharo omaly ny fianakavian-dRajaonary, ilay lehilahy manana omby miisa 1.700 any amin’ny distrikan’i Morombe.

Hamaky ny tohiny
FTT