Sosialy

Olona manana fahasembanana ara-tsaina Tsy voajery loatra, voailikilika


  • Alatsinainy 09 Septambra 2019

Tsy dia voajery loatra ny zon’ireo olona manana fahasembanana ara-tsaina eto amintsika, indrindra fa ireo beazina eny anivon’ny ivontoerana natokana ho amin’izany.

 

 

 

Misy hatrany mantsy ny fanilikilihana mihatra amin’izy ireny eny anivon’ny fiarahamonina, eny fa na dia hatrany am-piasana aza. Olona mitovy amin’ny olon-drehetra ihany anefa ny olona manana fahasembanana ara-tsaina, hoy ireo tompon’andraikitra saingy ny saina fotsiny no tsy mitovy ny fomba fiasany. Nisy ny atrikasa notanterahin’ireo tompon’andraikitra manabe olona manana fahasembanana ara-tsaina teto an-drenivohitra ny faran’ny herinandro teo. Nitarika izany ny teo anivon’ny orchidée blanche Androhibe, izay mangataka feno ny hampitoviana ny fepetra mitovy eo amin’ny samy olona ho fitsinjovana ireny olona manana fahasembanana ireny.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT