Sosialy

Fahefa-mividin’ny Malagasy Tsy mitsaha-mitotongana


  • Alatsinainy 09 Septambra 2019

Nihen-danja hatrany ny fahefa-mividin’ny Malagasy tato ho ato. Hita taratra tanteraka izany eny amin’ny fiarahamonina eny ary hita miharihary ny fahantrana.

 

 

 

 

Tsy mbola misy hatreto ny lalàna hanatsarana ny fahefa-mividin’ny vahoaka Malagasy izay hiaraha-midinika amin’ireo mpiaro ny zon’ny mpanjifa, ny mpanara-maso ny vidin’entana ary ireo mpisehatra rehetra. Efa mipaka amin’ny ankamaroan’ny tokantrano Malagasy ity fahefa-mividy latsaka ambany dia ambany ity ka hatreto dia tsy misy fiheverana manokana avy amin’ny fitondram-panjakana. Mainka aza nisondro-bidy avokoa ny entana ary tsy misy fandraisan’andraikitra fa tena variana amin’ny fisehosehoana ivelany maro samy hafa ny manampahefana.

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT