Sosialy

Famokarana zava-pisotro Miara-miasa akaiky amin’ny tantsaha ny Star


  • Zoma 13 Septambra 2019

Miara-miasa akaiky amin’ireo tantsaha eto amintsika ny orinasa Star amin’ny famokarana ireo akora ilaina amin’ny fanodinana zava-pisotro.

 

 

 

 Nahatratra 1.976 ireo nahazo tombontsoa tamin’izany  nanomboka tamin’ny taona 1976 raha miisa 12.000 kosa ireo tantsaha avy amin’ny faritra dimy no miara-miasa amin’ny Malto. Orga 6.000 taonina no vokatr’izy ireo izay nahazoany famatsiam-bola. Hampahafantarina eny amin’ny Forello expo Tanjombato nanomboka omaly ireo karazana akora hampiasain’ny orinasa Star sy ireo zava-pisotro vokariny. Tafiditra ao anatin’izany ny fiaraha-miasa amin’ireo tantsaha, hetsika haharitra efatra andro. Tsiahivina moa fa nosokafana omaly teny Tanjombato ilay hetsika Foara iraisam-pirenena momba ny fambolena andiany fahatelo. Tanjon’ny mpikarakara ny hahafahana manampy sy manohana ireo tantsaha mpamokatra ka anisan’ireny ny fitadiavana lalam-barotra ho azy ireo.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT