- Alarobia 04 Septambra 2019
Sosialy.Vehivavy mpandraharaha ao Boeny Hiara-kiasa amin’ny banky BNI
Hiara-kiasa amin’ireo vehivavy mpandraharaha ao Boeny ny banky BNI Madagascar.
Hamaky ny tohinyHiara-kiasa amin’ireo vehivavy mpandraharaha ao Boeny ny banky BNI Madagascar.
Hamaky ny tohinyTsy tokony hanararaotra amin’ny fahatongavan’i Papa François eto amintsika, amin’ny fampiakarana sara-dalana ireo taksiborosy mampiasa ny lalam-pirenena rehetra eto amin’ny nosy,
Hamaky ny tohinyNandeha ary niely ny feo tamin’ireo mpivarotra voninkazo etsy amin’ny tambohon’ny hopitaly Hjra Ampefiloha fa halana amin’ny toerany hivarotany izy ireo.
Hamaky ny tohinyAo anatin`ny fanatanterahana ny politika ankapoben`ny fanjakana ny IEM ny fitondrana amin`izao. Vola mitentina 60 tapitrisa ariary no hahetsiky ny minisiteran`ny fanajariana ny tany sy ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy (MATHP) hamolavolana sy hananganana fotodrafitrasa ao anatin`ny vina IEM.
Hamaky ny tohinyNisy ny fampirantiana ireo vokatra mampalaza ny faritra Vakinankaratra tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo tany an-toerana.
Hamaky ny tohinyTokantrano folo tamin’ireo 52 kilan’ny afo tetsy Anosibe Andrefana I no mbola mijanona ao an-toerana hatramin’ny faran’ny herinandro teo noho ny tsy fahitan’izy ireo izay tokony halehany.
Hamaky ny tohiny