• Zoma 20 Septambra 2019
Sosialy.Fiahiana ara-tsosialy CNaPS – SASS Notohizana tany Andapa ny fampiofanana

« Aoka ny hasasarany ho azony araka ny fifanarahana », hoy ny inspecteur de travail Randrianarijaona Charles Emilson lehiben’ny sampandraharaha SASS (na service d’Action Sanitaire et Sociale) eo nivon’ny CNaPS tao Andapa tamin’ny fanombohana ny fampianarana momba ny Lalànan’ny Fiahiana ara-tsosialy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2019
Sosialy.Tale jeneralin’ny UNICEF “Tandindonin-doza ny ankizy maneran-tany”

Tao anatin’ny taratasy misokatra miantefa amin’ny ankizy maneran-tany no nambosahan’ny Tale jeneralin’ny UNICEF Sampandraharaha iraisam-pirenena miaro ny zon’ny ankizy, Rtoa Henrietta H.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2019
Sosialy.Fikambanana FILEFA “Tsy mpisoloky izahay fa mijoro ara-panjakana”

Nanambara ny olana nosedrainy tany Moramanga, tamin’ny faran’ny herinandro teo ny filohan’ny FIkambanan’ireo olona LEo ny FAhantrana (FILEFA) Atoa Razafindrakoto Gérard, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2019
Sosialy.Fifaninanana « Miss Tourisme » Hasiana isan-taona

Vita omaly tetsy amin’ny Pousse pousse Antaninarenina ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasan’ireo mpiara-miombon’antoka amin’ilay fifaninanana hatsaran-tarehy sy bika amdiany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2019
Sosialy.AMORONANKONA AMBOHIMANAMBOLA Ho vita tsy ho ela ilay toby famokaran-drano fisotro madio

Na dia nihemotra kely aza fa tsy vita tamin’ny 10 septambra lasa teo ny asa fanamboarana tobim-pamokarana sy fanadiovan-drano eny Amoronankona,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2019
Sosialy.Fitrandrahan’ny Base Toliara Manaitra ny filoham-pirenena ny CRAAD-OI

Mamelà anay hanaitra anao maika mahakasika ny “radioactivité” ao Ranobe izay itrandrahan’ny tetikasa Base Toliara fasimainty ao amin’ny Faritra Atsimo Andrefana mba ahazoana ilménite sy zircon ary rutile,

Hamaky ny tohiny
FTT