• Talata 24 Septambra 2019
Sosialy.Cosafa Women’s Cup 2019 Resin’i Madagasikara 16-0 i Seychelles

Raha lavon’i Botswana 6-0 ny ekipam-pirenena vehivavy Malagasy sokajy U 17

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Septambra 2019
Sosialy.Tandindomin-doza ny fiarahamonina Mpisotro toaka ny 77%-n’ny Malagasy

Mampivarahontsana ny nandre ny tarehimarika : Malagasy 3 amin’ny 4 no misotro toaka, izany hoe 77%-n’ny Malagasy. Mitambatra ao avokoa rehefa zava-pisotro misy alikaola.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Septambra 2019
Sosialy.Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka Hanafaingana ny fomba fiasa ny teknolojia avo lenta

Fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa tamin’ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka sy ny fikambanana iraisam-pirenena misahana ny fahasalamana (OMS) mandritra ny 3 taona no notanterahina tetsy Ambohidahy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Septambra 2019
Sosialy.Antananarivo Renivohitra Mandroso ny asa fanamboaran-dàlana sy làlankely

Mandroso ny asa fanamboaran-dalana sy lalankely ao Betafo Ambohimandroso sy Ambodivonkely boriborintany faha-6;

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Septambra 2019
Sosialy.Tetikasa 930 Hiatrehana ny loza voajanahary

Notoloran’ny Fondation Telma fitaovana manaraka ny toetrandro ny fikambanana Medair hanampy amin’ny fanatanterahana ny tetikasa 930 izay ahafahana manaitra mialoha ny olona raha sendra tojo loza voajanahary.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Septambra 2019
Sosialy.Farihin’Anosy Efa tsy matahotra intsony ny mpanarato

Tsy tahotra tsy henatra ny an’ireo olona manarato etsy amin’ny Farihin’Anosy toerana hivarinan’ny rano maloto avy amin’ireo faritra manodidina azy eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
FTT