- Alakamisy 26 Septambra 2019
Sosialy.Ankizy manana fahasembanana Mbola sahirana miditra an-tsekoly
1 638 162 amin’ny mponina miisa 23 812 681 ireo olona manana fahasembanana tamin’ny taona 2015. 2,8% amin’izay no sembana ara-batana, 1% ny ara-pahitana, 1,7% ny amin’ny fihainoana.
Hamaky ny tohiny