- Zoma 13 Septambra 2019
Sosialy.Mpivarotra eny Besarety “Tsy mbola nahazo alalana hivarotra”, hoy ny sefo fokontany
Tsy nisy filazana tamin’ireo mpivarotra fa afaka mivarotra eo amin’ny lalana Besarety izy ireo.
Hamaky ny tohinyTsy nisy filazana tamin’ireo mpivarotra fa afaka mivarotra eo amin’ny lalana Besarety izy ireo.
Hamaky ny tohinyMahatratra 4 tapitrisa ireo olona tsy an’asa eto amintsika. Ny 70 %-n’ireo dia tanora avokoa,
Hamaky ny tohinyNanentana ny ankizy dimy ka hatramin’ny 10 taona momba ny fahadiovana sy fidiovana teny Antsalovana 67 ha omaly ny fikambanana Daholo, tarihin-dRtoa Mihanta Ramanantsoa.
Hamaky ny tohinyMiara-miasa akaiky amin’ireo tantsaha eto amintsika ny orinasa Star amin’ny famokarana ireo akora ilaina amin’ny fanodinana zava-pisotro.
Hamaky ny tohinyMitarika any amin’ny fahafatesana sy fahamombana mihitsy raha tsy voatsabo ara-dalàna ny aretina azo avy amin’ny firasaina ara-nofo maro loatra na ny IST
Hamaky ny tohinyMahatratra 49 % ireo ankizy latsaky ny 5 taona eto Antananarivo Renivohitra no lasibatry ny tsy fanjarian-tsakafo. Miezaka mitady vahaolana mifandraika amin’izany ny kaominina sy ny Ong ACF na “Action Contre la Faim” izay nikaon-doha tetsy amin’ny lapan’ny tanànan’Analakely, omaly.
Hamaky ny tohiny