- Alarobia 02 Oktobra 2019
Sosialy.Ankazobe Mpianaka no indray matin’ny pesta
Namono olona indray ny aretina pesta atoditariana tany Fiadanana Ankazobe.
Hamaky ny tohinyNamono olona indray ny aretina pesta atoditariana tany Fiadanana Ankazobe.
Hamaky ny tohinyLatsaka anaty fahasahiranana lalina ny vahoaka, raha ny fiainana sosialy. Eo, ohatra, ny fiakaran`ny vidim-piainana : saran-jiro sy rano, vidin`ny arina fandrehitra…
Hamaky ny tohinyNy “Responsible People Acting for Development” na ROAD dia fikambanana niforona ny volana jolay 2019 rehefa avy nahita sy niaina ny fasahiranana misy teo anivon’ny fiarahamonina Malagasy ny mpiara-mianatra tao amin’ny ESSAgro, ISPM ary STICOM.
Hamaky ny tohiny913 ireo zaza kamboty noraisin’i SOS Village d’enfant Madagasikara. 1992 kosa ny fitambaran’ireo zaza sy tanora nampianarina. 19 308 ireo nahazo fiahiana ara-pahasalamana. ary 22 194 no nahavitana taratasy.
Hamaky ny tohinyTantsaha amina tokantrano miisa 1 600 ao amin`ny kaominina dimy (Ambonanindovoka, Ambohimahamasina, Ambohimandroso,
Hamaky ny tohinyRe izao fa may volon-tratra ny ao an-dapa, indrindra fa ny ekipa eny Ambohitsorohitra izay misy ny departemanta serasera eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika na ny Prezidansa.
Hamaky ny tohiny