- Talata 15 Oktobra 2019
Sosialy.Fandehanana fiaramanidina eto Tsy mba natao ho an’ny Gasy kely mahatra...
1 100 000 ariary ny saram-piaramanidina Antananarivo-Toliara. 1 200 000 ariary indray, Antananarivo-Sambava. Raha hihazo an'i Toamasina miainga eto Antananarivo dia 500 000 ariary.
Hamaky ny tohiny