- Alakamisy 17 Oktobra 2019
Sosialy.SAINTE MARIE Ankizy sahirana 50 nampianarina teny Frantsay
Ankizy miisa 50 avy amina fianakaviana sahirana monina ao Sainte Marie no nampianarina teny Frantsay maimaimpoana, fiaraha-miasa teo amin’ny orinasa STAR sy ny Alliance française Sainte-Marie.
Hamaky ny tohiny