• Zoma 18 Oktobra 2019
Sosialy.Fanoherana ny fanotofana tanimbary Hihetsika anio ny vahoakan’Ankadimanga, Itaosy,…

Taorian’ireo vahoakan’Anosibe Izaivola ao anatin’ny Boriborintany fahenina sy Ambohitrimanjaka dia hifanampy hanao filaharam-be hanohitra ilay tetikasa tana-masoandro ihany koa ny vahoakan’Itaosy,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Oktobra 2019
Sosialy.Mpiasan’ny kaominina Antsirabe 12 volana tsy nandray karama

Nihamafy ny fitokonana notanterahin’ireo mpiasa eo anivon’ny kaominina Antsirabe amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Oktobra 2019
Sosialy.Alain Ratsimbazafy « Adino ny sosialim-bahoaka ! »

Ny fivoriana ara-potoana faharoa eny anivon’ny antenimieram-pirenena hatrehina ankehitriny,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Oktobra 2019
Sosialy.Asa sosialy Hidina ifotony ny Autisme Madagascar

Ankizy ahiana ho ôtista miisa 29 avy eto Antananarivo, 11 avy ao Toamasina ary 10 avy any Fenoarivo Atsinanana no vita fitiliana maimaimpoana tamin’iny volana jolay iny,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Oktobra 2019
Sosialy.ITAOSY-ZOTRA KOMAFILA Mihamafy ny fampijaliany mpandeha

Mihamahafy hatrany ny fampijaliana ataon’ireo taksibe ao amin’ny zotra KOMAFILA mampitohy an’ny Cnaps Ampefiloha amin’ny Cité des assureurs Itaosy ankehitriny,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Oktobra 2019
Sosialy.Vokatry ny loto sy ny havoretrana Mamely ny aretin-kibo, ny areti-maso eto Iarivo

Tsy misy faritra tsy ahitana loto mivangongo intsony eto an-drenivohitra amin’izao.

Hamaky ny tohiny
FTT