- Talata 08 Oktobra 2019
Sosialy.Faritra Tsimiroro Miaina anaty fahantrana tanteraka ny mponina
Ankoatra ireo olana ara-tsosialy, dia ratsy lalana tanteraka ny mihazo ny any Tsimiroro izay eo anelanelan’i Morondava sy Maintirano.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ireo olana ara-tsosialy, dia ratsy lalana tanteraka ny mihazo ny any Tsimiroro izay eo anelanelan’i Morondava sy Maintirano.
Hamaky ny tohinyNiteraka resabe teto amintsika ny faran’ny herinandro teo ny fisiana vaovao diso izay nilaza fa tsy azon’ny vehivavy irery hatao intsony ny mivoaka any ivelan’i Madagasikara raha tsy nahazoany alalana avy amin’ny vadiny.
Hamaky ny tohinyNivoaka tamin’ny fahanginany ny sabotsy teo ny avy eo anivon’ny zandarimariam-pirenena manoloana ireo tsy fanarahan-dalàna niseho nandritra ny fanadinana Bakalôrea teo,
Hamaky ny tohinyRenim-pianakaviana iray antsoina hoe : Soamiadana no lasibatr’ireo tompon’andraikitry ny dinabe tany Mahabe Ambonara, distrikan’i Besalampy Faritra Melaky efa-taona lasa izay. Nitaiza tovolahy iray antsoina hoe le pôta izy.
Hamaky ny tohinyNiova klioba fa mijanona hilalao ao amin'ny Diviziona voalohany ao amin'ny Saudi Pro League, fifaninanam-pirenena ao Arabia Saoudita, ihany ilay lohalaharan’ny ekipampirenena malagasin’ny baolina kitra, Carolus Andrea na Carolus Andriamahitsinoro
Hamaky ny tohinyMbola lavitr’ilay “ asa mendrika” isika eto Madagasikara. Raha araka ny fanazavan-dRakotomanga Barison, sekretera jeneraly eo anivon’ny sendika mivondrona ao amin’ny Industriall Union Building
Hamaky ny tohiny