- Talata 22 Oktobra 2019
Sosialy.Fokontany Mahavoky Lakan-drano mirefy 1.900 metatra nodiovina mandritry ny 20 andro
Anisan’ny fokontany manainga zipo rehefa avy ny orona, eny Mahavoky, Besarety iny.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny fokontany manainga zipo rehefa avy ny orona, eny Mahavoky, Besarety iny.
Hamaky ny tohinyMandany any amin’ny 5.000 ariary, ka hatramin’ny iray hetsy ariary ny vola lany amin’ny fanafody.
Hamaky ny tohinyTsy hoe rehefa fanesorana ny olona amin’ny taniny (expropriation) dia azo ekena na tiana na tsy tiana na mety na tsy mety fa misy lalàna mandamina azy io,
Hamaky ny tohinyMidina ifotony mijery ny zava-misy, mihaino sy mifanakalo hevitra amin’ny tantsaha.
Hamaky ny tohinyNy sabotsy lasa teo no fotoana nifanomezan`ny olona voakasika ny fanotofana tany enyAmbohitrimanjaka sy ny manodidina.
Hamaky ny tohinyHo fampandrosoana ny eny ifotony sy ny faritra dia hisy ny hetsika « salon de la créativité voatra » andiany faha-6 izay hotanterahina etsy amin’ny zaridaina Anosy ny Alakamisy 24 hatramin’ny Sabotsy 26 Oktobra ho avy izao.
Hamaky ny tohiny