Sosialy

Lalam-pïofanana lalàna Mbola tena mahaliana ny mpianatra


  • Alarobia 13 Novambra 2019

Anisan’ny lalam-piofanana mbola tena mahaliana ireo tanora mpianatra vao afa-panadinana Bakalôrea amin’izao ny lalàna.

 

 

Toraka izany koa ny transit et douane izay mahakasika ny famoahan’entana eny anivon’ny fadin-tseranana. Tsy latsa-danja amin’izany ny fandalinana ny teny anglisy hahafahana manao mpandika teny, indrindra fa ho an’ireo maniry ny hiasa any amin’ny tany mandroso toa an’i Sina. Tsy hatao ambanin-javatra ireo lalam-piofanana ireo ho an’ny sekoly ambony ISSUP etsy Behoririka. Anisan’ny nampidirina ao anatin’ny lalam-piofanana vaovao vao nosokafan’izy ireo mantsy ny transit ankoatra ny lalam-piofanana lalana sy gestion et management efa nahafantarana azy ireo hatramin’izay. Amin’ny 28 novambra ho avy izao no fidirana ho an’ny taom-pianarana vaovao 2019-2020. Nambaran-dRamiandrisoa Rabary, filoha mpanorina ny sekoly fa miezaka hatrany izy ireo tsy ho tara amin’ny fivoaran’ny toetr’andro sady manampy ny mpianatra ho tena fanohitra ho an’ny fampandrosoana tokoa rehefa vita ny fianarana.

 

Pati

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT